Sosialy

Mampikaikaika ny vidim-bary Ny 1 kilao mananika ny 10.000 Ariary


  • Alakamisy 12 Janoary 2023

Miha mampikaikaika ireo mpanjifa hatrany ankehitriny ny vidim-bary, raha ny fanadihadiana natao. Velon-taraina ny raim-pianakaviana iray raha avy nividy vary gasy iray kilao. Izay izao,

hoy izy, dia efa 10.000 Ariary. 9000 Ariary ny 3 kilao tamin’ity vary novidiako teo ity. 1000 Ariary kosa ilay harona satria tsy nanana harona hitondrana azy aho. Efa mananika ny 10.000 Ariary izany izao tao anatin’ny fotoana fohy monja ny vary 1 kilao. Tena efa miha tsy zaka intsony ilay izy, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT