Sosialy

Mampanahy ny zavamisy Mamely ny haintany, ritra hatramin’ny dobo


  • Alakamisy 03 Desambra 2020

Raha mijaly vokatry ny kere nateraky ny haintany any an-toerana ankehitriny ireo

 

 

 

 

mpiray tanindrazana any atsimon’ny nosy dia tsikaritra ho miha mamely hatraty afovoantany ihany koa ankehitriny ity haintany miha mihanaka manerana ny nosy ity. Miha ritra hatramin’ireo dobo fiompiana trondro. 3 taona lasa teo izay dia isan’ny nampivarahontsana teto amin’ity firenena ity ny faharitan’ny farihin’i Mantasoa. Efa nanambana ihany koa vao haingana ny tao Andraikiba sy faritra maro manerana ny nosy noho izay fiakaran’ny hafanana ateraky ny fahapotehan’ny tontolo iainana eto Madagasikara izay. Miandry ny fandraisan’andraikitra sy fepetra avy amin’ireo tomponandraiki-panjakana rehetra hatreto.

 

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT