Sosialy

Malagasy avy any Eôrôpa Nisy 274 tafaverina an-tanindrazana omaly


  • Zoma 28 Aogositra 2020

Nigadona omaly teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ireo teratany Malagasy miisa 274, tavela tany Eôrôpa talohan’ny nikatonan’ny sisintanin’i Madagasikara noho ny valanaretina coronavirus.

 

 

 

 Ny fiaramanidin’ny kaompania nasionaly Air Madagascar no nitondra azy ireo an-tanindrazana. Araka ny fepetra napetraky ny fanjakana ny 10 aogositra teo, dia tsy maintsy manao fitiliana PCR avokoa ny mpandeha rehetra teo ampahatongavana teny Ivato. Ahiboka avy hatrany amin’ny toerana efa voatokana handraisana azy izy ireo aorian’izay, miandry ny valin’ny fitiliana Covid-19.

 

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT