Sosialy

Madagasikara Ala 50.000 ha no manjavona isan-taona


  • Talata 26 Febroary 2019

Mihasimba hatrany ny tontolo iainana eto amintsika vokatry ny fandripahana ala tsy ara-drariny.

 

 

 Raha ny fantatra mantsy dia tany rakotra ala 50.000 ha isan-taona no manjavona manerana ny Nosy raha efa mahatratra ny 44 %-n’ireo ala natoraly eto Madagasikara no efa tsy hita intsony ankehitriny. Mba ho fandraisana anjara amin’ny fiarovana sy fikajiana ny tontolo iainana ary dia namboly hazo  miisa 7.600 fototra  ny orinasa Star. Faritra maro no nanatanterahany izany toy ny tany Behenjy, Ambatolampy, Andranohinahy Toliara ary ny tao Andranovelona Antananarivo. Ho an’ity farany manokana  dia olona miisa 1.680 no nandray anjara notronin’ireo mpianatry ny Epp ao  an-toerana. Narahina fizarana kits scolaire ho an’ireo mpianatra miisa 125 isa ao amin’ity Epp iray ity izany, hetsika efa fanaon’ny orinasa Star isan-taona. Tanjon’izy ireo ny hampianatra ireo ankizy madinika sahady ny fikoloana ny tontolo iainana ho fiarovana ny ala manerana ny Nosy.

Pati

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT