Sosialy

Lehilahy mamo lava Darohany ny vadiny, navariny an-tevana ny zanany


  • Alatsinainy 26 Oktobra 2020

Raim-pianakaviana iray mpamono vady aman-janaka isan’andro no voatery naiditra am-ponja vonjimaika tany Antsahabary Soavinandriana Itasy ny faran’ny herinandro teo.

 

 

 

  Ny 22 oktobra lasa teo dia mbola nanohy ny fombany ratsiny ihany ny lehilahy rehefa mamomamo iny ka nazerany tany anaty tevana ny zanany vavikely vao 10 taona monja. Saika hamonjy izany ilay Ramatoa vadiny, ka nambanany saika hokapainy tamin'ny antsy indray ny tendany. Noho ireo herisetra ireo dia nosamborina avy hatrany ity lehilahy ity ary natolotra ny fampanoavana ary naiditra am-ponja vonjimaika mba haka saina.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT