Lakan-drano eny Andraharo

Nahitàna fatina zazarano


  • Alatsinainy 29 Jona 2026

Nahitàna fatina zazarano iray

mbola tsy nitapaka tadim-poitra ny andron'ny 25 jona teo tanatina lakan-drano iray eny Andraharo eny, raha ny fampitam-baovao voaray. Lehilahy mpanao vilona ho an'ny biby fiompy no voalaza fa nahita ny razana. Niantso avy hatrany ireo manodidina ity farany rehefa nikoropaka nahita ity tranga mampalahelo ity. Nantsoina ihany koa taorian'izay ny mpitandro filaminana ka nanao fanadihadiana avy hatrany, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

  • Tataho Manakara
  • Talata 22 Septambra 2026

Nahazo trano fonenana sosialy

  • FIANAKAVIANA
  • Talata 22 Septambra 2026

MAY TRANO TAO MAROVOAY

Hijery ny tohiny
FTT