Sosialy

La Grande braderie de Madagascar Vehivavy roa tratra nangalatra


  • Talata 28 Mey 2019

Nifarana ny Alahady 26 Mey lasa teo ilay hetsika la grande braderie de Madagascar notanterahina tetsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina, nokarakarain’ny Madavision.

 

 

 

Tratra ny tanjona tamin’ny ankapobeny, raha araka ny fanazavan-dRamanantsoa Harilala, mpikarakara. Na izany aza anefa dia notsindriany manokana fa tena ambany ny fahefa-mividin’ny malagasy saingy samy niezaka ny nanao izay mety ny tsirairay, indrindra fa tamin’ny fiatrehana ny fetin’ny Reny. Ankoatra ireo mpiantsena anefa hoy izy dia tafiditry ny mpangalatra ihany koa ny hetsika ka vehivavy roa samihafa no tratra tamin’izany ary efa natolotra ny mpitandro ny filaminana. Nisy ihany koa ireo trano eva izay tratran’izy ireo tsy nanao fihenam-bidy nandritra izany ka efa nandraisana fepetra ihany koa.

Pati

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT