Sosialy

Krismasy fifampizarana Nanampy ireo zaza sahirana ny fikambanana FAFA


  • Alatsinainy 26 Desambra 2022

Tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy. Nizara vatomamy sy bisky ho an'ireo Zokiolona sy ankizy avy amin'ny fianakaviana sahirana teny amin’ny Fokontany Morarano,

Alarobia, Androhibe ary Soavimasoandro Antananarivo Renivohitra ny fikambanana Fampandrosoana ny Faritanin'Antananarivo na FAFA, tarihin'i Fafah Xavier omaly. Io no hetsika voalohany nataon'ny fikambanana taorian'ny nijoroany andro vitsy lasa izay sady nentiny nanamarihana ny Krismasy 2022. Entina manampy ny Malagasy mpiray tanindrazana mandalo fasahiranana ny fikambanana FAFA, hoy i Fafah Xavier. Santatra ihany ny hetsika omaly hoy ity farany fa ny manetsabe mbola ho avy.
Jean D.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT