Amin' ny fotoanan' ny fety toy izao, dia ny karazana kojakoja electronika na « electromenager » no mahasarika ny olona maro.
Ao anatin' izany indrindra no hanaovan' ny tranombarotra « baolai » fihenam-bidy amin' ireo tele led sasany hita ao aminy hatramin' ny 31 desambra 2018 ho avy izao. « vao naha tonga entana loha laharana amin ' ny kalitao izahay, izay mifanaraka amin 'ny filany sy ny fahefa-mividy ny rehetra. ary ho fanomezana fahafaham - po ny daholo be dia hisokatra manokana izahay ny alahady 23 sy 30 desambra 2018 » hoy ny tompon' andraikitra. Ankoatran' izay dia maro ny entana azo atao fanomezana ato amin' ity tranombarotra ity ao ny : lecteur divx/dvd, smart tv et tele led misy antoka 1 taona izay ahitana 19 hatramin' ny 75 pouces, four micro - onde , subwoofer , camera de surveillance a distance, machine a laver, synthetiseur, panneaux solaires mono et polychristalline, refrigerateur, brushing, … ny toerana ahitana ny Baolai dia ao bazar be Toamasina, Analakely, ary Soarano. Amin’ny vanim-potoan’ny fety toy izao moa no hiarahan' ny mpianakavy mitora jofo; mandeha ho azy izany rehetra izany miaraka ny fitaovana tsara kalitao.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.