Sosialy

Kaominin’i Tanjombato Nahazo dabam-pako 20 isa


  • Alarobia 01 Aprily 2020

Ao anatin’ny ady amin’ny valan’aretina Coronavirus hatrany dia nisy omaly ny fanoloran’ny avy eo anivon’ny orinasa SFOI dabam-bako miisa 20 hitandroana ny fahadiovan’ny tanana ao Tanjombato ao.

 

 

 Kaominina ambanivohitra izay misy ity orinasa ity rahateo moa izany. Araka ny fanazavan’ny ben’ny tanana ao an-toerana, Tovo Rakotojohary, dia zava-dehibe izao fanomezana izao, mba tsy hiparitahan’ny fako eny rehetra eny. Isan’ny misoroka aretina izany, hoy izy, ankoatry ny fanasana tanana amin’ny savony sy ireo toromarika hafa.

 J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT