Sosialy

JIRAMA Nisokatra omaly ny “sous-caisse” Manakambahiny


  • Alarobia 15 Janoary 2020

Miezaka manakaiky kokoa hatrany ny mpanjifa ny orinasa JIRAMA. Nisy omaly talata 14 janoary ny fanokafana « sous-caisse » vaovao etsy Manakambahiny.

 

Tanjona ny  hanamaivanana ny filaharam-be mandritra ny fandoavana faktiora eny amin’ny masoivohon’ny JIRAMA toy ny eny 67 ha, Ambatonakanga….Afaka mandoa faktiora ao amin’ity « sous-caisse » ity avokoa ny mpanjifa JIRAMA rehetra na avy aiza na avy aiza. Toy izany koa manerana ireo masoivoho rehetra na avy aiza na avy aiza. Mivoha ny alatsinainy ka hatramin’ny zoma, manomboka amin’ny 7 ora sy sasany maraina ka hatramin’ny 02 ora sy sasany folakandro  ity « sous-caisse » etsy Manakambahiny ity.Santatra am-bavarano ihany izao fa mbola maro ireo tetikasa hotanterahina hanatsarana ny tolotra omen’ny JIRAMA ny mpanjifa, raha ny fantatra.

 

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • KAOMINÎNA TALATAMATY
  • Alatsinainy 04 Mey 2026

Tantsaha an-jatony nahazo tohana

  • ANDRAVOAHANGY
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Hitadiavana vahaolana maharitra ny ranobe mandavan-taona

  • Karama farany ambany
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Nifampidinika ny mampiasa sy ny sendikan’ny mpiasa

  • Faritra Atsimo Andrefana
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Hisitraka rafitra famatsian-drano miisa 168

  • Vary tsy tafavoaka tany Alaotra
  • Zoma 17 Aprily 2026

Hovidian'ny orinasa SPM 1700 Ar ny kilao

  • HONORAT FOU HEHY
  • Alakamisy 16 Aprily 2026

Niainga omaly hariva hiazo

Hijery ny tohiny
FTT