Sosialy

JIRAMA Mandroso ny asa fanoloana ireo fantsona tranainy


  • Alatsinainy 07 Septambra 2020

Mandroso ny asa fanoloana ireo fantson-dranon’ny JIRAMA tranainy sy manary rano eny amin’ny Fokontany Anjanahary II O, izay fiaraha-miasan'ny JIRAMA sy ny orinasa Afrika Tatsimo TRG International.

 

 

 

Fantsona mirefy 460 metatra no efa voasolo hatramin'ny nanombohan'ny asa ary fitarihan-drano miisa 67 no efa voafindra amin'io fantsona vaovao io.Mbola hitohy hatramin'ny 19 septambra ny asa eny an-toerana, izay miteraka fikorontanan'ny famatsian-drano.Tanjon'ny tetikasa ny hanolo fantsona tranainy sy manary rano mirefy 90 km eto Antananarivo ka ny 10 km no tanterahina amin'izao dingana voalohany izao, izay natomboka teny Ilanivato - Androndrakely ary Soavimasoandro. Ny 19 Septambra ho avy izao moa vao hifarana ity asa hatao eny amin’ny Fokontany Anjanahary II O ity.

 Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT