Sosialy

Jeneraly Ravalomanana mivady Nanome mari-pankasitrahana ireo zanaka zandary mendrika


  • Alatsinainy 24 Febroary 2020

Notoloran’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena Jeneraly Richard Ravalomanana mivady mari-pakasitrahana ireo zanaka zandary mendrika tamin’ireo fanadinana ara-panjakàna

 

 nandritra ny taom-pianarana 2018-2019. Nambaran’ity manamboninahitra ambony miadidy ny zandarimariam-pirenena ity, fa « Mila olona mahay any amin’ny sehatra misy azy avy ny firenena mba hampandroso azy, fa tsy olona ahazo asa araky ny kolikoly ». Nampirisika ny ankizy hianatra, hiezaka, hahay tsara ny tenany satria reharehan’ny ray aman-dreny ny manana zanaka mahay. Tetsy amin’ny Akany FIVAZA Betongolo moa no nanatanterahana ny lanonana mikasika izany ny sabotsy 22 febroary 2020.

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT