Sosialy

Ihosy Tafakatra 500 Ar ny kapoakan’ny vary


  • Alakamisy 14 Mey 2020

Tafakatra ho 500 Ar ankehitriny ny kapoakan’ny vary any Ihosy Faritra Ihorombe, araka ny vaovao

 

 

voaray avy any an-toerana na dia fotoana fiakaran’ny voka-bary aza amin’izao fotoana izao. Ratsy ny voka-bary tamin’ity taona ity any Ihosy, hoy ity vaovao voaray ity noho ny hain-tany misy vokatry ny tsy fahampian’ny orana nirotsaka hany ka velon-taraina ny mponina any an-toerana fa aina ity hoy i Rainimanonja. Marihana fa tamin’ny taon-dasa tamin’ny fotoana fiakaran’ny voka-bary tahaka izao dia mbola nanodidina ny 300 Ar ny vidin’ny 1 kapoaka tany an-toerana.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT