Sosialy

Hery Bastien Hanampy tosika ny ekipan`ny FC Dublin


  • Alatsinainy 18 Janoary 2021

Voafantina ho isan` ireo mpilalao handrafitra ny ekipan` ny FC Dublin ilay teratany teratany Malagasy,

 

 

 

28 taona, Hery Bastien, eo amin`ny taranja baolina kitra .Marihana fa ity klioba ity dia tompondaka lefitra amin` ny fifaninana divisionina voalohany any Irlandy. Araka ny fifanarahana teo amin`I Hery Bastien sy ny kliobany teo aloha, Linfield FC, dia mbola amin` ny volana jolay izao vao mifarana ny fotoam-pilalaovany sy ny fifandraisany amin`ity klioba ity saingy kosa tao amin'ny lisitry ny mpilalao azo afindra ny tenany. Nanambara kosa ny mpanazatran` ny Bohemian FC Dublin Keith Long fa faly tamin'ny fahatongavan'ilay mpilalao. "Bastien dia mpilalao manana traikefa ary manana fahaiza-manao maro. Ekipa tanora izahay ary mieritreritra aho fa izany no sasany amin'ireo toetra ilaintsika hanampiana antsika handroso," hoy izy.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT