Hanta Raoel, vady navelan'i Mikakely

Tojo sy fahasalamana, tsaboina eny amin’ny HOMI


  • Alakamisy 30 Mey 2024

Mandalo tsy fahasalamana amin’izao fotoana izao, ka naiditra hopitaly i Hanta Raoel,

vady navelan'i Mikakely Bassiste, raha ny vaovao niparitaka nanomboka omaly. "Menace d'AVC sy « infection pulmonaire aiguë » izany hoe : tsy fahasalamana mandindona ny tosi-dra sy olana amin’ny avokavoka izany no mahazo azy, raha ny nambaran'ny fianakaviany. Eny amin'ny hopitaly Miaramila eny Soavinandriana, Service Cardio-Vasculaire no misy azy, raha ny fampahafantarana. Ny laharana +261 34 08 763 68 (Razanamahefa Hantavololona Miaramanana) no nomen’ny zokiny ahafahana mifandray amin-dry zareo. Mirary soa sy fahasalamana feno azy isika.
Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT