Sosialy

Haintany ao Ampanihy Olona 136 nandao ny trano fonenan’izy ireo fa noana


  • Alatsinainy 25 Jolay 2022

Olona miisa 136 no voatery niala ny trano fonenany fa noana any amin’ny distrikan’Ampanihy Andrefana.Raha araka ny fantatra dia avy any Ankara no fiavian'ny sasany amin’izy ireo ary za amam-behivavy ny ankamaroany.

Efa nisy ny fandraisan'andraikitry ny tompon'andraikim-panjakana any an-toerana toy ny prefen’i Toliara amin’ny fitadiavana vahaolana vonjimaika. Vary hahafahan’izy ireo misakafo isan’andro aloha araka izany no nomena. Ireo kaominina any amin’ny tapany andrefan’ny Nosy toy an’Ampanihy, Itampolo, Androimpano, Androka raha ny vaovao azo no tena ahitana mpitsoam-ponenana be indrindra amin’izao vokatry ny haintany. Mbola tsy nisy kosa hatreto ny fanampiana avy amin’ny Fitondram-panjakana tonga any an-toerana. Ahiana araka izany ny hitomboan’ny isan’ireto mpitsoa-ponenana avy any Atsimo ireto hanenika ny faritra maro eto amintsika.
Nangonin’i Pati
Legende : Mitangorongorona tahaka izao izy ireo
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT