FOARA TRANO ANDIANY FAHAROA

Hanomboka anio etsy amin’ny kianjan’i Barea


  • Alarobia 24 Jolay 2024

Mahamasina Hanomboka anio Alarobia 24 Jolay etsy amin’ny kianjan’i Barea Mahamasina ilay Foara Trano

andiany faharoa karakarain’ny Agence de Communication Master Agency, tarihin’Atoa Michel Joseph. Haharitra 4 andro izany. Hampiavaka ity andiany faharoa ity ny fanomezan-danja ireo mpandraharaha Malagasy matihanina sy havanana amin’ny resaka fanamboaran-trano eny fa na dia ireo bitika indrindra aza nefa mahay sy mahavita zavatra tsara. Efa mipetrapetraka avokoa ny fandaminana hatramin’ny omaly. Tsy misy ny ahiana hoy ny mpikarakara, efa vonona rahateo koa ireo mpiambina. Trano eva 120 isa no handrafitra izany raha mpitsidika manodidina ny 5.000 isa kosa no andrasana ireo 4 andro ireo.
Pati
Legende : Vonona amin’ny fikarakarana Atoa Michel Joseph !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT