Sosialy

Fitantanana loza sy tandindon-doza Nifampizara traikefa tamin’ny manampahaizana vahiny ny BNGRC


  • Alakamisy 02 Aogositra 2018

Nanomboka omaly alarobia tetsy amin’ny Pave Antaninarenina ny atrikasa mandritry ny 3 andro hifampizaran’ny Malagasy sy vahiny traikefa ho fitantanana sy fiatrehana ny loza sy tandindon-doza eto Madagasikara.

 Ny BNGRC na ny birao mahaleotena misahana an’izay eto amintsika sy ny programa eran-tany momba ny sakafo na PAM no miara-miombon’antoka amin’ity atrikasa ity. Tonga eto hifampizara traikefa amintsika kosa ireo manampahaizana avy any Roma miisa 3 sy avy amin’ny Piroi ao La Reunion na ny Croix rouge Français ary ry zareo avy any Mozambika sy Kaomaoro. Ny fanatsarana ny fiatrehana ny loza sy tandindon-doza hatrany, hoy ny fanazavana no tanjona.

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

  • Tataho Manakara
  • Talata 22 Septambra 2026

Nahazo trano fonenana sosialy

  • FIANAKAVIANA
  • Talata 22 Septambra 2026

MAY TRANO TAO MAROVOAY

Hijery ny tohiny
FTT