Sosialy

Fisokafan’ny Analamanga Park Mponina eny an-toerana ihany no alaina hiasa


  • Alarobia 08 Septambra 2021

Ho fanomanana ny fisokafan'ny Analamanga Park afaka andro vitsy, izay voatery nahemotra volana maro,

noho ny hahamehana ara-pahasalamana dia nisy omaly ny fitadiavana mpiasa natao teny Analamanga Park izay natrehiko, hoy ny governoran’ny faritra Analamanga, Hery Rasoamaromaka. Araka ny fifanarahana tamin'ny ben'ny tanana eny amin'ny kaominina Ambalavao, mba ho fanomezana asa ny tanora eny, hoy izy, dia ny tanora sy mponina ety an-toerana ihany no alaina hanao ny asa. Isany ny hanao « femme de ménage », mpanasa lamba, mpikarakara ny kianja sy ny maro samihafa, hoy hatrany ny tenany. Andrasana, araka izany, ny fisokafan’ity toerana ity indray.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT