Sosialy

Firavan’ny tsena vao maraina Fitangoronana tsy nisy ohatr'izany teny Andravoahangy


  • Alakamisy 14 Mey 2020

Aretina tsy hifindra amin’ireny tsy hifindra intsony. Tampoka tamin’ireo mpivarotra isak’alarobia tetsy Andravoahangy ny fandrarana azy ireo tsy hivarotra omaly noho ny fanapahan-kevitry ny fitondram-panjakana hisorohana ny

 

 fiparitahan'ny Covid 19. Fitangorongoronana no nosorohana kinanjo vao mainka fitakosokosohana no nitranga rehefa rava vao maraina ny tsenan’Andravoahangy. 2 volana mahery izay ny fahamehana ara-pahasalamana saingy mbola tsy mety voafehy aloha hatreto ny fitangorongoronana fa toy ny vao maika mitombo aza.

J. Mirija 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT