FIRAISANA ARA-NOFO

Tanora 1 amin’ny 3 no manao izany alohan’ny faha-18 taonany


  • Alakamisy 16 Mey 2024

Tanora loatra ny ankizy eto amintsika dia efa miroso amin’ny fanaovana firaisana ara-nofo.

12 taona no zandriny indrindra raha araka fanadihadiana natao. 1 amin’ny 3 no manao izany alohan’ny faha-18 taonany, raha araka ny fifampizarana nataon’ny Forum Generation Egalite tamin’ny mpanao gazety omaly.Misy amin’izy ireo noho izany no tsy mahalala akory izay fotoana hahabevohoka azy, antony mahatonga ireo zazavavy kely dia miteraka toy ireo 13 taona dia efa Reny…Maika araka izany hoy ity vovonana ity ny fampidirana ny fanabeazana momba ny fananahana feno eny anivon’ny sekoly. Ankoatra izay moa dia navoitran’izy ireo fa anisan’ny antony mampirongatra ny aretina SIDA eto amintsika ihany koa izany fanaovana firaisana ara-nofo aloha loatra izany ka tena mila fanabeazana hentitra sy feno ny tanora hiarovana azy ireny tsy hihoampefy.
Pati
Sary fanehoana : Maika ny fampitana izany any an-tsekoly !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT