FILOHAN’NY TAMA

Tsy nanadino ireo ankizy sahirana


  • Alakamisy 27 Jona 2024

Toy ny fanaony isan-taona dia tsy manadino ireo ankizy zanaky ny sahirana

ara-pivelomana ny Filohan’ny Fikambanana Tanora Actif an’i Madagasikara Razafimandimby Rija Ethel rehefa fetin’ny Asaramanitra tahaka izao sy ny iray volana ho an’ny ankizy. Fizarana arendrina sy vatomamy ho an’ireo ankizy miisa 300 no nentiny nanamarihana izany ny andron’ny Talata 25 Jona teo. Nanohana ity Renim-pianakaviana manampy ny ankizy sy ny sahirana ity tamin’izany ny Razafintsalama Gil, izay filohan’ny filan-kevi-pitantanana eo anivon’ny ESTY Antanimena. Ankoatra ireo ankizy eny Itaosy dia nahazo ny anjarany ihany koa ireo ankizy teny Tsiadana sy Avaradoha.
Pati
Legende : Nandritra ny fizarana ny fanomezana !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT