Sosialy

Fikambanana VTTFM Hampianatra ny lalàn’ny ady tany


  • Zoma 28 Jona 2019

Maro amin’ireo mponina amin’iny distrikan’Ambohidratrimo iny no manana olana ara-tany, raha ny fanazavan’ny filohan’ny fikambanana Vondron’ny tia tanindrazana ho an’ny fanorenana an’i Madagasikara na VTTFM, Arlette Ramaroson.

 Vahoaka sahirana izy ireo ary saika tsy mahalala ny lalàna mikasika ny resaka ady tany, hany ka hiharana fanambakana isan-karazany. Ankoatra ny asa sosialy efa fanaonay, hoy ity filoha ity, dia nanapa-kevitra izahay ny hanohy ny asanay hatramin’izay dia ny fanampiana ireo olona manana olana ara-tany ary hampianatra ny vahoaka ihany koa ny lalàna mifehy ny ady tany. Mpahay lalàna iraisampirenena ity filoha ity.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT