Sosialy

Fifaninanana « Miss Tourisme » Hasiana isan-taona


  • Alarobia 18 Septambra 2019

Vita omaly tetsy amin’ny Pousse pousse Antaninarenina ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasan’ireo mpiara-miombon’antoka amin’ilay fifaninanana hatsaran-tarehy sy bika amdiany

 

voalohany, Miss tourisme 2019. Anisan’ireo handray an-tanana ny hetsika ny orinasa Telma sy ity hotely nanaovana ny sonia ity. Ankoatra ny endrika amam-bika, izy 15 mirahavavy manelanelana ny 18 ka hatramin’ny 30 taona mandray anjara ireto dia efa nahazo fiofanana nialoha ny fifanintsanana ary mbola hahazo mandritry ny 10 andro mialoha ny lalao famaranana atao etsy amin’ny Carlton Anosy ny 19 oktobra izao. Ilaina koa ny fahalalana sy fahaizana maneho ny hakanton’i Madagasikara amin’ny maha Miss tourisme azy. Ezahana hasiana isan-taona ny fifaninanana, hoy ny mpikarakara.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT