FIATREHANA RANOBE AO TOAMASINA

Tafatsangana ny komity hiasa amin’izany


  • Zoma 23 Febroary 2024

Nivory voalohany tao Toamasina omaly Alakamisy 22 Febroary

ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny kaominina ambonivohitr’i Toamasina nandinika izay tokony hatao momba ny ranobe any an-toerana sy ho fisorohana izay mety mbola hisy eo. Tafatsangana nandritra izany ny komity manokana ary hiasa avy hatrany .Misy teknisiana maromaro ao anatiny raha araka ny loharanom-baovao azo. Anisany nantsoin'ny Ben’ny tanana handrafitra ity komity ilay raim-pianakaviana monina ao Ankirihiry naneho hevitra tamin’ny tambajotran-tserasera Facebook momba ny tsiambarantelon’ny ranobe ao Andranomadio, Mangarano ary Ambalamanasy . Inoana sy antenaiina araka izany fa hahitam-bokatra ny fitsanganan'ity komity ity izay hitady vahaolana momba ny ranobe ao Toamasina . Tsiahivina moa fa an-jatony ireo traboina vokatry ny ranobe tany an-toerana izay misy mbola tsy tafaverina any an-tokantranony ny sasany hatreto.
Pati
Legende : Ireto ilay mpikambana ao amin’ny komity manokana !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT