Sosialy

Fiatrehana ny fety Misy ireo tranom-barotra mitsinjo ny mpanjifa


  • Talata 27 Desambra 2022

Mbola ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fety tanteraka isika. Mbola vonona ny hiatrika izany hatrany ny Tranombarotra « Baolai » etsy Soarano sy Analakely ary ao amin’ny Bazaribe Toamasina,

izay masoivoho ofisialy ny marika « Hisense » ( Sponsor Mondial 2022) eto Madagasikara efa ho 12 taona lasa izao. « Misy fihenam-bidy samihafa izany toy ireo fahita lavitra fisaka ( misy antoka 1 taona), sasany marika jeyoo ary ho an' ny hisense dia misy ihany koa izay eo anelanelan’ny 18% hatramin ny 33% amin’ ireo Laser Tv 4K de 100" sy Smart Tv ary télé Led misy manomboka 32" hatramin ny 85" » hoy ny tompon' andraikitra. Maro ny entana azo hatao fanomezana amin' ny vanim -potoana tahaka izao izay hita ao amin' izy ireo toy ny brushing, panneaux solaires mono sy polychristalline, Smartphone, réfrigérateur ( izay mitazona ny hatsika haharitra hatrany amin’ny 135 ora aorinan’ ny delestazy), table de mixage, mini radio baffle bluetooth solaire, machine à laver, synthétiseur, ...
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT