Sosialy

Fiatrehana loza voajanahary Nahazo 18 tapitrisa i Madagasikara


  • Alatsinainy 03 Febroary 2020

Nisitraka 15 tapitrisa dolara avy amin`ny IDA sy 3 tapitrisa dolara avy amin`ny AFD (Agence française de veloppement) i Madagasikara natao atrehina ny rotsak`orana sy ny fiakaran`ny rano farany teo.

 Faritra fito teto Madagasikara no voamafy teto Madagasikara vokatr`iny rotsak`orana iny. Tafiakatra 35 ireo olona maty ary 126 000 ireo traboina raha ny salanisa avy amin`ny BNGRC. Nandritra ny taona 2019, dia fanampiana 61,7 tapitrisa dolara avy amin`ny AFD no sitrahan`i Madagasikara entina hiatrehana loza voajanahary tahaka ireny. Misokatra tanteraka amin`ny fanampiana an`i Madagasikara ireo mpamatsy vola ankehitriny noho ny fahitan`izy ireo ny fiantraikany goavana nataon`ny firenena amin`ny lafiny fampandrosoana, eo amin`ny lafiny fanatsarana ny tanàna, … Hita taratra ny firosoan`i Madagasikara ho an`ny fivoarana, araka ny fampitaham-baovao avy amin`ny banky iraisam-pirenena.

Marigny A.  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT