Sosialy

Fiaraha monina ambany tanàna Tsy manaja ny fitondrana arotava


  • Talata 28 Aprily 2020

Atahorana mafy ny fifindran'ny tsimokaretina covid-19 eny amin ny faritra ambany tanàna. Raha ny resaka ataon' ireo mponina eny dia tsy matahotra izy ireo ary tsy mitondra arotava.

 

 

Ilay antsoina hoe cas contact na fifindrana avy amin'ny alalan'ny fifampikasohana anefa no tena saropady satria miady amin'ny aloka. Ny ao amin'ilay tokantrano samy tsy manao,ny ao an-tanàna resena lahatra. Na miantsena aza ry zareo tsy mitondra. Eny Ampasika tetezana anefa omaly izay tsy manao tonga dia ajanon'ny polisy miandry sazy. Ny teny Bevalala Atsimondrano nanasa tranon-tsovaly izay tratran'ny zandary nanao arotava. Tetsy mahamasina,hatramin ny Sinoa nosaziana namafy lalana. Tsy nijerevana tavan' olona ny famolahana manerana ny faritra. Raha terena toy izany koa ny fampandrosoana eto amintsika mety hahay hanaja lalàna vetivety ny Malagasy.

Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT