Sosialy

Fianarantsoa Vazaha iray tratra nanao maloto an-kalamanjana


  • Alakamisy 16 Septambra 2021

Sarotiny mafy ny ao Fianarantsoa amin’ny resaka havoretrana sy ny tsy fanajana ny fahadiovana.

Misy araka izany ny hetsika hataon’izy ireo entina handraofana ireo mpanao maloto an-kalamanjana ka maromaro izy ireo no tratra omaly. Ho an’ny lehilahy dia ireo mivalan-drano amin’ny sisin-dalana no tena betsaka ka anisan’ireny ity tera-tany vahiny hitantsika amin’ny sary ity. Nalaina sary navoaka ho hitan’ny besinimaro araka izany izy ireo no sady nomena sazy ihany koa. Fihetsika tsara alain’ny tanana tahaka moa ny tahaka izao raha tsiahivina. Sady hahafahana miady amin’ny valan’aretina Covid 19 mantsy no hahafahana miady amin’ny aretina pesta ny fanajana ny fahadiovana ka samy tokony hitandrina ny tsirairay.
Nangonin’i Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT