Sosialy

Fiadidiana fananan-tany ao Avaradrano Tokony handraisana fepetra, hoy i Naivo Raholdina


  • Alakamisy 21 Jolay 2022

Tokony handraisana fepetra ny “chef de circonsription” na lehiben’ny fiadidiana ny fananan-tany na “Domaine”

ao Avaradrano satria dia naharay fitarainana maro momba ny fandraisana sy fomba fiasan'ny mpiasan'ity fiadidiana ny fananan6tany ity ny Solombavambahoaka, Naivo Raholdina, hoy ny fampitam-baovao voaray omaly. nandefa izany fitarainana izany koa ny fiadidian'ny repoblika. Voatondro manokana ny ramatoa iray lehiben'ny “circonscription” ao amin’ny “domaine” Avaradrano, hoy ny voambara. Malaza ho mpamezivezy sy tsy mahalala fomba eny fa na dia amin'ny manam-pahefana aza. Ao koa ireo mpiasan'ny “domaine” mpanafina dosie sy mpamezivezy olona. Manao antso amin'ny minisitry ny fananan6tany ity filohan'ny vaomieran'ny fananan-tany ity mba handray fepetra amin'ireo fandoto iray tandroka mandoto ny ezaka hataon'ny fitondram-panjakana amin'ny hisitrahan'ny malagasy ny taniny, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT