Sosialy

Fetin’ny ray Maro ireo fanomezana azo hatolotra an’i Dada


  • Zoma 14 Jona 2019

Hankalazaina amin’ny alahady 16 jona 2019 ho avy izao ny fetin’ny ray amin’ity taona 2019 ity. Ho avy tsy ho ela ihany koa ny fetim-pirenena 26 jona.

 

 

 

 

 Mba hahafahan’ny rehetra miatrika ireo fety ireo amim-pilaminana dia manolotra karazana fitaovana maro ny tranombarotra Baolai amin’izao ankatoky ny fety izao. Tafiditra ao  ny fihenam-bidy amin’ny  « Smart tv sy télé led » misy antoka 12 volana izay misy manomboka 17" ka hatramin'ny 100". Toerana maro no ahitana izany toy ny ao amin’ny Bazar be Toamasina, Soarano ary  Analakely,  mifanaraka hatrany amin'ny filana sy ny fahefa-mividin’ny tsirairay. Ankoatra ireo, misy koa ny  caméra de surveillance à distance, ny  subwoofer, ny synthétiseur, ny panneaux solaires mono sy polychristalline, réfrigérateur, four micro – onde...

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT