FETIN'NY NOELY SY NY FARAN'NY TAONA

Betsaka ireo entana azo hatao fanomezana nefa mora


  • Alakamisy 26 Desambra 2024

Amin'izao fotoana izao, dia tsy vitsy ireo orinasa tsy miankina izay manao tolotra miavaka mba hatao fanomezana

ho an'ny Fetin'ny Noely sy ny faran'ny taona. Anisan' izany ny Tranombarotra « Baolai » etsy Soarano sy Analakely ary ao Bazar be Toamasina, izay manome fahafaham-po ny besinimaro tokoa. Tafiditra ao anatin'izany ny fisokafany hatramin'ny Alahady 29 Desambra ho avy izao. « Manome fihenam-bidy miavaka izy ireo amin ireo réfrigérateur sy « écran plat » marika « Jeyoo Hisense - Toshiba » ( 17 hatramin ny 98" - misy antoka 1 taona). Maro isan-karazany ireo entana loha- laharana amin'ny kalitao izay azo atao fanomezana ao amin'izy ireo hoy ny tompon' andraikitra. Vao nahatonga zava-baovao maro miavaka sady mibika ihany koa izy ireo toy ny mixeur, fahita lavitra fisaka vaovao Oled sy 100"- Laser Tv (misy hatramin ny 120 pouces ), air fryer, ho an'ny jeyoo, dia efa misy koa ny réfrigérateur misy varavarana 2 sy ny Télé Led 12 volts mandeha batterie ( misy 19 22 ary 24 pouces tsy mila herinatra ) ary ny subwoofer sy micro tsara feo, brushing, table de mixage, climatiseur, lave - vaisselle, synthétiseur, ventilateur, panneaux solaires, friteuses sy four multi - fonction, machine à laver smart wi-fi, mini chaine, aspirateur. Samy amin'ny vidiny mirary avokoa ireo rehetra ireo.
Pâti
Légende : Santionany amin'ireo entana marobe azo hatao fanomezana ao amin'ny Baolai !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT