Sosialy

Fanomezana fahafinaretana ara-nofo Mpanera roalahy trara teny Ampahibe


  • Alakamisy 19 Novambra 2020

Lehilahy roa mpanera vehivavy mba hanome hafinaretana ara.nofo ny lehilahy

 

 

 

vazaha no tratra teny Ampahibe ny fiandohan'ny herinandro teo. Olona tsara sitrapo no nampandre ny polisy fa misy toerana fanaovana vetaveta eny an-toerana. Rehefa nidina nanara-maso izany ireto farany dia tratra tao tokoa ireo lehilahy roa ireo niaraka tamin'ny vehivavy nampiasainy. Eo anelanelan'ny 21 ka hatramin'ny 24 taona izy ireo izay fantatra fa tao anatin'ny tambajotran-tserasera facebook no nandraisana azy. Mbola nianatra asa izy ireo taorian'izany fa izay nahafeno fepetra no noraisina. Anisan'ny asa nampanaovina ireo vehivavy ireo ny filalaovana fivaviana hanomezana fahafinaretana ireo lehilahy vahiny mijery azy. Omaly no niakatra fampanoavana izy roalahy ireto ary nadoboka eny am-ponja vonjimaika.

Pâti

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT