FANOMEZANA AMIN'NY FETY

Maro ireo karazana


  • Alatsinainy 22 Desambra 2025

kojakoja tsara nefa tsy lafo

Rehefa amin' ny vanim-potoana toy izao, dia maro ireo mieritreritra hanao fanomezana miavaka hatolotra ho an' ny olona akaiky ny fony. Misy ireo tranombarotra manomana tolotra mifandraika.amin'izany na eto Antananarivo na any amin'ny faritra toa ny any Toamasina..« Maro ny entana lohalaharana amin ny kalitao, vaovao, sady mibika, amin ny vidiny mirary nefa tsara.Anisan'izany ny fahitalavitra fisaka isan-karazany misy 17 hatramin ny 120" ( misy antoka 12 volana) . Ny réfrigérateur samihafa mora vidy, batterie solaire : lithium sy gel, cuisinière à gaz sy électrique, subwoofer, lave - vaisselle, Misy fihenam bidy ny entana sasany amin'izy ireo. Mbola misy koa ny friteuses sy four multi - fonction, brushing, mini radio baffle bluetooth solaire, air fryer, Télé Led 12 volts ( afaka mandeha batterie ), climatiseur, sound bar, stabilisateur, congélateur ( mandeha 135 ora ao arianan ny delestazy ) , mixeur, mini chaîne, machine à café à capsule, plaque de cuisson, aspirateur, amplificateur, panneaux solaires mono sy polychristalline, micro, table de mixage, convertisseur. Misy maro azo isafidianana hiatrehana ny fety sy ny mety fanavaozana ny fitaovana ao an-tokantrano koa ao amin'izy ireo.
Pati
Légende : Santionany amin'ireo karazana kojakoja azo hatao fanomezana ao amin'ny Baolai !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Vary tsy tafavoaka tany Alaotra
  • Zoma 17 Aprily 2026

Hovidian'ny orinasa SPM 1700 Ar ny kilao

  • HONORAT FOU HEHY
  • Alakamisy 16 Aprily 2026

Niainga omaly hariva hiazo

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 13 Aprily 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Krizy goavan'ny famatsiana angovo
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Nodidian’ny Fanjakana ho

  • Rakoto Jean Pierre
  • Alarobia 08 Aprily 2026

"Aza zarina amin'ny bôjo ny Vahoaka !"

  • Antananarivo Renivohitra
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Raikitra indray famindrana

Hijery ny tohiny
FTT