Sosialy

Fanolanana tao Mahavatse Toliara Fianakaviany akaiky ihany no nanimba ilay tovovavikely


  • Alarobia 03 Jona 2020

Nitrangana fanolanana tao amin'ny Fokontany Mahavatse II, distrikan’i Toliara I ny 28 mey lasa teo.

 

 

 Tovovavy kely iray vao 12 taona monja no lasibatra tamin’izany, ka tonga nitaraina tamin’ny polisy any an-toerana ny Centre vonjy. Niroso tamin'ny fanaovana fanadihadiana avy hatrany ny polisim-pirenena taorian’izany ka lehilahy iray 29 taona no voasambotra izay antsoina hoe "zandry". Fianakavian'ilay ankizivavikely voaolana akaiky ihany izy io raha araka ny fantatra. Anio alarobia 03 jona moa no hiakatra fitsarana ny lehilahy rehefa notanana vonjy maika.

 Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT