Fanjifàna eto Madagasikara

Tsy misy tolotra mahafa-po intsony


  • Alarobia 27 Novambra 2024

Misedra fahasahiranana nefa tsy manazava ny tena zava-misy marina ireo tomponandraikitra anivon’ireo orinasa

mpampita fahitalavitra amin’ny alalan’ny satelita eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. Ao ireo tsy mahatafita araka ny tokony ho izy izany sary nalaina avy amin’ny satelita izany intsony. Ao ireo tsy mahatafita ny feo. Antsoina nefa ireo laharan-tariby na finday anaty toromarika fa tsy misy mandray ny antson’ireo mpanjifa. Avy amin’ny toetry ny andro ve no nihavian’ny olana sa inona fa dia tsy misy tolotra mahafa-po ny mpanjifa malagasy intsony mihitsy aloha izany eto amin’ity firenena ity amin’izao fotoana izao na avy amin’ny JIRAMA io na avy amin’ireo orinasam-pifandraisan-davitra na avy amin’izay resaka fandaharana ampitaina amin’ny satelita izay na amin’ny fiainana an-davan’andro amin’ny ankapobeny koa manoloana ity vidin’entana miakatra isan’alina eny an-tsena ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Karama farany ambany
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Nifampidinika ny mampiasa sy ny sendikan’ny mpiasa

  • Faritra Atsimo Andrefana
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Hisitraka rafitra famatsian-drano miisa 168

  • Vary tsy tafavoaka tany Alaotra
  • Zoma 17 Aprily 2026

Hovidian'ny orinasa SPM 1700 Ar ny kilao

  • HONORAT FOU HEHY
  • Alakamisy 16 Aprily 2026

Niainga omaly hariva hiazo

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 13 Aprily 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Krizy goavan'ny famatsiana angovo
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Nodidian’ny Fanjakana ho

Hijery ny tohiny
FTT