Sosialy

Fanesorana ny fakon’Antananarivo Hiasa ireo kamio vaovao manomboka amin’ny alatsinainy


  • Zoma 16 Novambra 2018

Mikatso tokoa ny fakana ny fako eto Antananarivo Renivohitra, hoy ny minisitry ny rano Roland Ravatomanga izay mpiahy mivantana ny Samva, satria mbola misy ny fanamboarana teknika tsy maintsy atao hiarovana ireo kamio mba tsy hanimba azy rehefa manangona sy manary ny fako izy ireo.

 

 

 

Hanomboka hiasa ny alatsinainy  19 novambra izao anefa ireo kamio ireo, hoy ny fanazavany ary mbola hisy fiarabe hafa miisa 5 indray ho avy amin’ny faran’ny volana mba hanafainganana ny fandraofana ny fako. Ny 5 novambra lasa teo no efa naseho teny amin’ny foiben-toeran’ny Samva Ampasampito ireo kamio be handroaka ny fakon’Antananarivo ary raha ny fampitam-baovao tamin’izay dia hahatratra 16 isa izy ireo no  hiasa.

RTT

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT