Sosialy

Fandravana trano eny Anosiala Tsy hanaiky hiala ireo mponina


  • Alarobia 10 Novambra 2021

Hisy ny fihetsiketsehana ho tontosain’ireo mponina voakasiky ny fandravana trano eny Anosiala amin’ity anio ity, raha ny fampitam-baovaon’izy ireo omaly.

 ny 28 oktobra hatramin’ny 11 novambra, izany hoe rahampitso, hoy ny fanazavan’ny solontenan’izy ireo, no fe-potoana nomena hialany eo amin’ity toerana ity. Alakamisy Anosiala manamorona orinasa afakaba iray no misy ireto mponina ao amin’ny distrikan’Ambohidratrimo ireto, izany hoe 18km miala an’Antananarivo. Hitombo indray, araka izany, ireo tsy manan-kialofana raha toa tsy manana vahaolana ho an’ireo mponina ny tomponandraikitra mikasika ity fanapahan-kevitra ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT