Sosialy

Fandraofana ny fakon’Antananarivo Voatery nanome tanana ny faritra Analamanga


  • Alarobia 27 Aprily 2022

Tsy misy izay tsy mitaraina ny amin’ny fiparitahan’ny fako eto an-drenivohitra ny mponina. Tsy misy faritra izay tsy ahitana izany intsony no sady miteraka fofona maimbo.

Raha araka ny fanazavana azo teo anivon’ny kaominina dia mbola vokatry ny tsy fahampian’ny fitaovana sy ny teti-bola hampiasaina amin’izany no antony mampivangongo ireny fako ireny etsy sy eroa. Voatery nanome tanana ny kaominina Antananarivo renivohitra araka izany ny Faritra Analamanga. Natomboka omaly alina izany fandraisana anjara hataon'ny Faritra Analamanga izany . Ireo "engins" sy kamiaon’ ny Faritra Analamanga avokoa araka izany no efa manao ny asa manerana ny faritra maro eto an-drenivohitra isan-kalina.
Nangonin’i Pati
Legende : Nandritra ny fanombohana ny asa !
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT