Sosialy

Fanavaozana ny entana ao an-tokantrano Mitsinjo hatrany ny mpanjifa ny Baolai


  • Zoma 28 Septambra 2018

Ao anatin'ny vaninandro fialantsasatra tanteraka izao ny tokantrano malagasy maro.

 

 

Tsy vitsy ny olona nisafidy ny hanavao ny entana ao an-tokantrano. Ao anatin' izany, maro ny magazay nanao ezaka manokana hanomezana fahafahampo ny daholobe, toy ny Tranombarotra « Baolai ». Vao nahatonga entana vaovao lohalaharana amin' ny kalitao ity tranombarotra  hita etsy Analakely ity. Misy entana maro samihafa mifanandrify tsara amin' ny filana sy ny fahefa-mividin' ny tsirairay. Ao anatin' izany ny four micro-onde, Subwoofer, fer à lisser (volo), Télé Led - Réfrigérateurs et Congélateurs, Panneaux Solaires, Synthétiseur, Caméra de Surveillance à distance.

 

Nangonin’i RTT

 

 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT