Sosialy

Fananana vokatra mbola voajanahary Tombony ho an’ny firenena


  • Alarobia 20 Janoary 2021

Tombony ho an’ity firenena ity ny fananantsika vokatra mbola voajanahary manomboka any amin’ny resaka sakafo,

 

 

 hoy ny mpitsabo amin’ny alalan’ny zavamaniry, Francois Dassise Rasolofomanana. Ny fanafody moa dia izahay tsy mampiasa afa-tsy ny azo avy amin’ny zavaboary. Na ny fambolena ankapobeny eto aza mbola vitsy ireo mampiasa akora simika. Manome hery fiarovana betsaka ho an’ny zanak’olombelona ny fampiasana sy fihinanana sakafo biolojika. Tsy ireharehana moa ny zava-misy hoe isan’ireo firenena vitsy maty maneran-tany isika tao anatin’ny fandalovan’ny valanaretina nefa na ny firenena tena mandroso aza maro no maty. Papay fotsiny izao dia efa zava-maniry iray azo hitsaboina tazo, ny radita ho an’ny fiakaran’ny tosidra, ny homamiadana izay isan’ny sarotra moa dia eo ny “Noni” sy ny “pervanche de Madagascar”. Ny Coronavirus dia eo ny otra hanatanjahana ny vatan’ny olona mihitsy hiady amin’ny aretina azo amin’ny viriosy na “maladie virale”, hoy hatrany izy.

 

J. Mirija

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT