Sosialy

Fanampiana hiatrehana fihibohana Samy miandry ny fitetezam-baravarana


  • Zoma 10 Jolay 2020

Hatramin’izao dia mbola samy velom-panontaniana ny ankamaroan’ireo mponina eto Analamanga mikasika ny resaka fitetezam-baravarana na “porte à porte” hanaterana fanampiana ireo mponin’ny faritra Analamanga hiatrehany izao fihibohana izao.

 

 

 

Tsy mifidy saranga intsony anefa ny fahasemporam-piainana vokatr’ity krizy ara-pahasalamana ity. Araka ny fanazavan’ny mpivady iray izay mpampianatra mpikaroka eny amin’ny sekoly ambony tsy miankina iray dia efa 3 volana izy ireo izao no tsy nandray vola na vary iray venty aza. Mba nisoratra anarana ho isan’ireo sahirana tetsy amin’ny fokontany misy azy etsy Mahamasina saingy tsy tao ny anarana rehefa nivoaka ny lisitra. Etsy an-kilany anefa ireo mponina amina boriborintany hafa toy ny faha 2 sy faha 3 ary faha 5 dia mbola samy miandry izay fanampiana izay ihany koa ho aterina isam-baravarana mba hisorohana ny fitangorongoronana izay efa hita ho lesoka hatrany am-boalohany.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT