Fanadiovana an’Antananarivo

Nangiana ny mikasika ilay 8 tapitrisa Euro


  • Alarobia 31 Janoary 2024

Nangiana ny mikasika ilay 8 tapitrisa Euro izay vao nosoniavina 6 volana

lasa mahery kely izay mikasika ny fandaharan’asa anatiny ho fanadiovana an’Antananarivo andiany faharoa na PIAA 2. Teo ny solontenan’ny sampan-draharaha frantsay momba ny fampandrosoana na AFD. Teo ihany koa ny ambasadaoro frantsay miasa eto Madagasikara. Teo ny minisitry ny vola sy ny tetibola, ny minisitry ny rano sy fahadiovana ary fidiovana tamin’izany fotoana ary ny ben’ny tanànan’Antananarivo farany, izay efa diso fantatry ny maro amin’ity fako nisavovona eran’ny tanàna nafindrafindra toerana tetsy sy teroa ity. Ny governoran’Analamanga sy ny ekipany indray anefa omaly no nidina nanala ny fitambaran’ireo fako natoby etsy Anosipatrana. Natao inona izany ny volabe nomen’ny olona no mbola toy izao ihany Iarivo?
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT