Sosialy

Fampindramam-bola amin’ny fifandraisan-davitra Nampitomboina hatrany amin’ny 1 tapitrisa ariary


  • Alarobia 07 Aprily 2021

Ny taona 2017 no nanomboka ny atao hoe “Mvola avance”, izay fampindramam-bola amin’ny alalan’ny finday

 

 

 

ny orinasa fifandraisan-davitra Telma. Fiaraha-miasa amin’ny banky BNI Madagasikara izy io, raha ny fanazavana, ary an-tampitrisa ankehitriny ireo izay miditra amin’izay fomba findramam-bola mifanaraka amin’ny toetr’andro izay. Fantatra omaly ary fa manomboka izao dia azo atao ihany koa ny mindrana vola hatramin’ny 1 tapitrisa ariary amin’ny alalan’ity fomba fampindramam-bola ity. Izany no natao dia ho fanamaivanana ny fahasahiranan’ny olompirenena manoloana ny toe-draharaha miha sarotra ankehitriny. Tsy miova ny fepetra, hoy hatrany ny fanazavan’ireo tomponandraikitra izay manasa ireo liana hanatona azy ireo hatrany raha misy fanazavana fanampiny manitikitika.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT