Sosialy

Fampiakarana tsena etsy amin’ny Esplanade Efa nifanarahana tamin’ireo mpivarotra tompon’ny tsena


  • Zoma 19 Janoary 2018

sy misy ambadika akory ny fampiakarana ny biraon’ny tsena etsy amin’ny Esplanade Analakely, hoy Razafitsihoarana Edison, tale misahana fanajariana ny tanàn-dehibe eto an-drenivohitra fa efa nifanarahana tamin’ireo tompon’ny pavillon teo aloha ihany.

 Mba ho fiarovana ny biraon’ny tsena amin’ny tsy fandriampahalemana no antony sady hanomezana tombony ny mpivarotra ihany koa. Tsy misy an-tery ny fanaovana ny asa fanitarana fa miankina amin’ireo mpivarotra tsirairay. Raha misy ireo manam-paniriana ny hampiakatra ny anjarany dia izy ihany no manatanteraka ny asa ho tohin’ilay fiaraha-miasan’ny fanjakana sy ny tsy miankina na ny III P efa nisy hatramin’izay, ialana amin’ny mety hisian’ny ahiahian’ireo mpivarotra.  Nomarihiny kosa fa noraisin’ny kaominina andraikitra ny fikarakarana ny manodidina rehetra.

 

Pati

 


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

  • Tataho Manakara
  • Talata 22 Septambra 2026

Nahazo trano fonenana sosialy

  • FIANAKAVIANA
  • Talata 22 Septambra 2026

MAY TRANO TAO MAROVOAY

Hijery ny tohiny
FTT