Sosialy

Famonoana zaza tany Ambositra Olona 4 naiditra am-ponja


  • Alatsinainy 20 Septambra 2021

Olona 4 no fantatra fa voasambotra ary efa naiditra am-ponja tamin’ny faran’ny herinandro teo tany amin’ny kaominina ambanivohitra Ambositra,

 distrikan’Ambositra vokatry ny fahafantarana fa voarohirohy tamin’ny famonoana ilay zazavavy kely iray vao 7 taona monja tany an-toerana izy ireo.Olona tsara sitrapo teny anivon’ny fiaraha-monina no nanome ny vaovao ny mpitandro ny filaminana ka fantatra tamin’izany fa saika natao sorona ity zazavavy kely ity taorian’ny nanolanana sy namonoana azy tamin’ny fomba feno habibiana. Miantso hatrany ny fandraisan’andraikitry ny mpitandro ny filaminana ireo mponina any an-toerana manoloana ny tranga mampalahelo tahaka izao.
Nangonin’i Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT