Sosialy

Famonjena voina Notoloran’ny Tafika Frantsay fitaovana ny BNGRC, CPC …


  • Zoma 05 Martsa 2021

Notanterahina omaly alakamisy 04 martsa 2021 teny amin’ny Section Nautique Ivato ny fanoloran’ny Tafika Frantsay

 

 

 

 ireo fitaovana samihafa entina mamonjy voina ho an’ireo rantsamangaika telo lehibe misehatra amin’ny famonjena voina eto Madagasikara dia ny Corps de Protection Civile (CPC), ny Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes (BNGRC) ary Corps des Sapeurs-Pompiers d’Antananarivo (CSPA). Nambaran’ny Ambasadaora Frantsay Christophe Bouchard nandritra izany fa mariky ny fanamafisana ny fiaraha-miasan’ny firenena Frantsay sy Malagasy ireo fitaovana natolotra ireo. Izany dia entina manamafy ny traikefa sy fahaiza-manaon’izy ireo amin’ny sehatry ny famonjena voina sy ny famonjena aina. Tanjona ny fanalefahana sy fifehezana ny loza.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT