Fakobe mbola tsy afaka manerana ny nosy

Miandry tsikera mivaivay ihany koa…


  • Alakamisy 01 Febroary 2024

Vao midina eo Avaradoha dia mbola mameno ny arabe ny fakobe tsy manam-paharoa.

Toy izany koa ny ao Andravoahangy, Amboditsiry, Anosibe, Namontana, Soanierana, Andoharanofotsy hatrany Antsirabe ka hatrany Toliara. Miandry tsikera mivaivay koa toy ilay teny Anosipatrana angamba izany vao hisy indray ny fandraisana andraikitra, raha izao fipetrany hatreto izao aloha. Misy akaikina toeram-pianarana, hopitaly, paompy fatsakan’ny be sy ny maro, toerana saropady samihafa izy ireny anefa. Tsy mahazatra antsika moa ilay mamaha olana fa dia ny mamindra toerana ny olana hatrany no tsikaritra tao anatin’ny taona maro, hoy ilay mpamakafaka iray izay.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT