Fako mandrakotra an’Anosibe

Tsy zakan’ny mponina intsony


  • Talata 26 Desambra 2023

Efa tafahoatra ity fako mandrakotra an’Anosibe ity, hoy ny mponina eny an-toerana

nanaitra ireo tomponandraikitra ny sabotsy teo. Tsy vitan’ny hoe miteraka fitohanan’ny fifamoivoizana izany fa tena tsy zaka intsony koa ny fofona aterany. Misavovona toy ny tendrombohitra no sady miparitaka ary tena manery ny lalan’ny mpifamezivezy. Manantena izay mba fanapahan-kevitra mandeha amin’izay laoniny hatrany moa ireo mponina ao anatin’izao akatoky ny fetin’ny famaranana ny taona izao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT